|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kalokalo
Fototeny  2 kalo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 duplicatif fréquentatif [1.3]
Ohatra  5  kanjo kalokalo mitaraindraina no nampanenoin' ny rantsany malefalefaka — dia ny kalokalo fanaon' izy sy Ikemba eo andrefan-trano any Mahafasa, raha ilay diavolana mangoratsaka iny ny alina. [2.499]
Voambolana  6  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/2)7  kalokalo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Karazan-drofia fihinam-boa [Sakalava] [1.1]
Voambolana  10  Haizavamaniry: hazo palma

Fivaditsoratra  kalokalo, 11 kolakola, 12 lakolako, 13 lokaloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07