|
|
|
|

Teny iditra1  kambavy
Fototeny  2 vavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina milaza ny biby vavy, toy ny tana na ny hala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 la femelle du caméléon et de certaines petites araignées [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  7 kandahy
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02