|
|
|
|

Teny iditra1  kandahy
Fototeny  2 lahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny lahy amin' ny biby, izay mifanohitra amin' ny kambavy vadiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 un mâle qui a une femelle [1.3]
Voambolana  6  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tohi-kevitra  7 kambavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12