|
|
|
|

Teny iditra1  kamo be kibo
Singan-teny  2 kamo, 3 be, 4 kibo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tsy tia asa nefa loza raha hihinana [1.1]
Tovy hevitra  7 kamo be tenda

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12