|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 kandafotsy
Singan-teny  2kanda, 3fotsy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Zavamaniry izay ataon' ny olona ody farasisa ny raviny mangidy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de kanda et fotsy : blanc, allusion à la couleur des fleurs). Salvia leucodermis Baker (Lamiaceae). Feuilles amères, aromatiques. Outre l'emploi signalé comme odi-fandolofana, c'est aussi un odi-farasisa, contre les manifestations secondaires de la syphilis. On boit l'infusion, on en fait des bains complets et des bains de vapeur. Par contre, cette espèce, considérée comme trop active, ne doit pas être administrée aux enfants [1.196]
Voambolana  7 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)8 kandafotsy
Singan-teny  9kanda, 10fotsy
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (fotsy : du nom de la pubescence blanche ; les fleurs sont d'une beau jaune d'or). Helichrysum ambondrombeense Humbert (Asteraceae) (réf. Boiteau 4659 in Herb. Jard. Bot. Tananarive). Espèce spéciale au massif de l'Ambondrombe 1600-1800 m alt. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  14 fanditsoka, 15 kandafotsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12