|
|
|
|

Entry1  kandaonina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Vola ratsy taloha, tsy mba maneno tsara toy ny farantsa volafotsy fa ratsy feo
Zavatra na entana hosoka, na olona mpihatsaravelatsihy [1.1]

Updated on 2025/09/12