|
|
|
|

Teny iditra1  kanevoka
Fototeny  2 kevoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 (kevoka nampidirana sesika -an-) ebo, dedaka, dohaka, mirehaka [1.10]
5 Mitovy hevitra amin' ny kevoka saingy manisika hevitra somary maneso, be rehaka sy mibohibohy mahatsikaiky [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 un fanfaron, un rodomont [1.3]
Sampanteny 
Mpamaritra :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19