|
|
|
|

Teny iditra1  karamanga
Singan-teny  2 karatra, 3 manga
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karatra alain' ny fanjakana amin' ny vola miditra amin' ny tena; hetra aloa arakaraka ny vola miditra amin' ny tena mandritra ny taona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 impôt sur le revenu [1.5]
Voambolana  7  Toe-karena: varotra 8  Lalàna

Fivaditsoratra  karamanga, 9 makaranga, 10 mangaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12