Entry (1/3) | 1 karatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Taratasy baoritra fahazoa-miditra amin' ny lanonana na fiara andoavam-bola, izay manamarina fa efa nahaloa vola ny tena: Efapola ariary ny karatra fidirana amin' ity rindran-kira ~ Roanjato ariary ny kara-tsaran-dalana mankany Toamasina [1.1] |
Explanations in English |
4 a card, a ticket [1.7] |
Explanations in French |
5 carte d'entrée, billet [1.8] |
All compound words | 6 5 combinations of this word |
Synonyms | 7 bie |
Entry (2/3) | 8 karatra |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 Taratasy fanoratana ny karazan-ketra rehetra aloa amin' ny fanjakana [1.1] |
All compound words | 11 3 combinations of this word |
Analogs | 12 hetra, isam-pangady, tongoamihonkona, vodihena, hajia, karamanga |
Entry (3/3) | 13 karatra |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Baoritra filalaovana misy marika sy sary, ary mitovy soratra ny vohony [1.1] |
All compound words | 16 2 combinations of this word |
Vocabulary | 17 Game |
Synonyms | 18 karatra filalaovana |
Analogs | 19 joro, lalitra, tangontsotrobe, samamena |
Illustrations |
|
Updated on 2025/10/08 |
![]() |