Entry | 1 karandoha |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 karana, loha |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy 7 [1.13] fitambaran'ny taolan-doha |
Explanations in English |
8 [1.7] a skull |
Explanations in French |
9 [1.8, 1.13] crâne |
Examples |
10 [2.285#] Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. 11 [2.424#] Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. |
Vocabulary |
12 Biology |
Anagrams | 13 handaroka, handraoka, handroaka, karandoha |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |