Entry (1/7) | 1 karàna |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [1.1] |
Explanations in French |
4 habile, rusé, roué [1.3#313] |
All compound words | 5 2 combinations of this word |
Entry (2/7) | 6 karana |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 (fihasimban' ny hoe harana). Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
All compound words | 9 fiovam-bikan' ny karana |
Vocabulary | 10 Biology |
Synonyms | 11 rikarikan-taolana |
Entry (3/7) | 12 karana |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in French |
14 armature, canevas [1.13] |
All compound words | 15 8 combinations of this word |
Entry (4/7) | 16 karaña |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 brisants. (rìva). [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary | 19 Geography: (in general) 20 Navigation |
Entry (5/7) | 21 karàna |
Part of speech | 22 adjective |
Explanations in Malagasy |
23 Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karana raha misakafo [1.1] |
Entry (6/7) | 24 Karàna |
Part of speech | 25 name (anthroponym) [Full list] |
Explanations in Malagasy |
26 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [1.1] |
Explanations in English |
27 an East Indian or Pakistanese [1.7] |
Explanations in French |
28 Indien ou Pakistanais [1.8] 29 Indien, Hindou [1.13] |
Vocabulary | 30 History |
Entry (7/7) | 31 Karàna |
Part of speech | 32 name (biblical) [Full list] |
Explanations in English |
33 Cheran [2.996] |
Explanations in French |
34 Kerân [2.996] |
Vocabulary | 35 Holy Scriptures |
Synonyms | 36 kerana |
Biblical quotes | 37 Chapters and verses mentioning Karàna |
Anagrams | 38 Karàna, karàna, karaña, karana |
Updated on 2025/10/12 |
![]() |