|
|
|
|

Entry1  rikarikan-taolana
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  rikarika, taolana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato
Explanations in French  5  [1.3] amas d'ossements, squelette
Vocabulary  6  Biology
Synonyms  7  karana

Updated on 2025/07/29