|
|
|
|

Entry1  karnina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tenan-javatra tsotra izay hita eo amin' ny zavaboary, na amin' ny endrika tsy miharo amin-javatra hafa (toy ny diamondra), na mifangaro amin' ny zavatra hafa (toy ny arintany)
Explanations in French  4  [1.13] carbone
All compound words 
Vocabulary  8  Chemistry
Analogs  9  C

Updated on 2025/09/12