|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 karenjy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fivezivezena atsy sy aroa
4 Fandehanana araka izay tiana 5 Fanaram-po tafahoatra, filibana amin' izay lalana aleha [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 grazing at liberty; playing around in the open
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 action de paître en liberté; action de gambarder selon son bon plaisir
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 kanjery, karenjy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|