|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikarenjy |
| Fototeny | 2 karenjy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra
5 Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to pasture at liberty; to run around at play
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 paître en liberté; gambader selon son bon plaisir
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 12 mifalihavanja, 13 mihenjy, 14 mihinjakinjaka, 15 mitsambikimbikina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|