|
|
|
|

Teny iditra1  kasaina
Fototeny  2 kasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Heverina, ampoizina: Raharaha inona no kasainao hatao rehefa lehibe? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be intended, to be resolved [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu'on se propose [1.3#315, 1.8]
7 à quoi on se prépare, qu’on attend [1.3#315]
8 qu'on a l'intention de faire [1.8]
Ohatra  9  Raha zavatra fikasa dia kasaina; [2.69#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ikasana, 16 isakana, kasaina, 17 kasiana, 18 sakaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17