|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kasa |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mitovy hevitra amin' ny saika: kely foana sisa tsy...: Kasa nianjera tao anaty hady aho raha tsy nahatana ilay vatan-kazo maniry eo ambony andrefana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Presque, sur le point de, peu s’en faut, peu s’en est fallu:
5 Kasa maty aho (J'ai frisé la mort) ~ 6 Kasa nahita loza aho (j’ai failli avoir du malheur) [1.3#315] |
| Teny iditra (2/3) | 7 kasa |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Zavatra noheverina, fisainana mialoha hanao...; faniriana voavolavolan' ny saina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 propos, projet, résolution
[1.3#315] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (3/3) | 23 kasa |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 remède. § hàsina.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 26 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 27 hasy, kasy |
| Fivaditsoratra | 28 Aksa, kasa, 29 saka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|