|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kasy
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
Ohatra  4  ka tondroin' ny olona molotra any raha tsy kasy tsara. [2.895#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  8 kasikasy
Kamban-teny rehetra  9 kasy maloto

Teny iditra (2/3)10  kasy
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 remède. § hàsina. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  13  Fahasalamana
Tovy hevitra  14 hasy, kasa

Teny iditra (3/3)15  kasy
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 rongony [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  18 Iska, kasy, 19 kisa, 20 saky, 21 sika, 22 skia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17