|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 katsahina |
| Fototeny | 2 katsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tadiavina (zavatra ambony na zavatra sarotra azo): Vady hendry katsahina
5 Karohina, atao izay hahitana azy: Nokatsahin' ny polisy ilay mpangalatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be searched for, to be sought
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on cherche
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 ahantsika, 13 hatsikana, katsahina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|