|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  katsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fizahana sy fitadiavana fatratra; fikarohana mafy [1.10#K126]
4 Fitadiavana (zavatra ambony na sarotra azo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 see tady, karoka [1.2#323]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de chercher, rechercher [1.3#318, 1.5#168]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/4)21  katsaka
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Karazan-javamaniry misy babiny, izany hoe mitangorona amin' ny sampahony maro ny voany madinika izay fihinana tsara rehefa avy nandrahoina. [1.1]
24 karazana voamadinika [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  25 maize, Indian corn [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 maïs [1.8, 1.13]
27 Après l'introduction du maïs, Zea mays L. (Poaceae), c'est cette espèce à laquelle on a donné de préférence le nom de katsaka. De nombreuses variétés de maïs sont désignées par des noms particuliers :
28 katsabato, katsadrakena, katsamanga, katsakandevolahy, etc.
29 Il est remarquable qu'à Madagascar comme en Afrique, l'expérience populaire avait sélectionné pour l'alimentation humaine des variétés de maïs particulièrement riches en leucine.
30 Les grains de maïs germés, riches en enzymes, sont utilisés en médecine populaire pour les personnes ayant une digestion difficile.
31 On connaît bien aussi les propriétés des stigmates de maïs. [Betsileo, Merina] [1.196]
Ohatra  32  Tsy mbola misy katsaka maniry ve ao? [2.117#]
33  vonjeo fa injao misy mpangala-katsaka. [2.69#]
Voambolana  34  Haizavamaniry
Tovy hevitra  35 tsako
Kamban-teny rehetra  36  Fikambanana 10 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/4)39  katsaka
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny frantsay  41 feuilles de ravinàla pour les toits. (antràndra). [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  42 kasaka

Teny iditra (4/4)43  katsaka
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny frantsay  45 (du malais kaxang) sens général : bruit que l'on fait frôlant les feuilles sèches des roseaux ou de plantes analogues quand on circule dans l'endroit où ils sont bien drus.
46 Désignait à l'origine le roseau : Phragmites mauritianus Kunth (Poaceae). [1.196]
Voambolana  47  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17