|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kavia |
| Fototeny | 2 havia |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: kavanana)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 left-handed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 gaucher
[1.8] |
| Ohatra |
7 Ity sampin-kavia ity dia fisampin' ny olona kavia rahateo no sady izaran' ny olona sasany tia aingitraingitra.
[2.436#]
|
| Tohi-kevitra | 8 kavanana |
| Fivaditsoratra | 9 akavy, 10 ivaka, kavia, 11 vaika, 12 viaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|