Entry (1/2) | 1 havia |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
16 [1.10#H135] amin' ny olona sy ny biby, ny havia dia ny ilany tena misy ny fo, mifamaly amin' ny ilany tsy misy ny fo, dia ny havanana. 17 [1.1] amin' ny vatan' ny olombelona sy ny biby, ny ila izay andrenesana ny fitepon' ny fo ary izay mifanitsy amin' io ila io, mifanohitra amin' ny havanana: Amin' ny havian-dalana mandeha / Tanan-kavia |
Explanations in English |
18 [1.2#241, 1.7] the left side 19 [1.7] the left hand |
Explanations in French |
20 [1.3#227, 1.8] la main gauche 21 [1.3#227, 1.8] le côté gauche |
Examples |
22 [2.499#] Ny an-dRobera ny havia, fa io no manakaiky ny foko. 23 [2.245#] Dia mitsikitsiky mitodika havia sy mitodika havanana. |
Antonyms | 24 havanana |
Proverbs | 25 Proverbs containing the word havia |
Entry (2/2) | 26 havia |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in French |
28 [1.3] qui est inférieur en grade à un autre |
Synonyms | 29 haviany |
Anagrams | 30 avahy, haiva, havai, havay, havia, hiava, vahia |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |