Entry | 1 kehana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fikohafana kely ho mariky ny fanakanana olona mba tsy hanao zavatra iray tsy tsara na tsy tokony hataony, kohona Fihetsika mitory hambo na fihamboana [1.1] |
Derivatives |
|
All compound words | 10 kehana foana |
Synonyms | 11 kehankehana |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |