|
|
|
|

Entry1  mikehana
Part of speech  2  active verb
Root  3  kehana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mikohaka malemy misesisesy nefa tsy mahazo rehoka
Mikohaka kely ho toy ny fandrarana olona tsy hanao zavatra: Ndeha hiteny aho, nony inona nikehana kely i Dada; azoko ny tiany holazaina ka dia nipetraka indray aho
Miseho ho zavatra, mihambo: Loza raha hikehana iny tovolahy iny

Anagrams  8  hanaikem, hanimake, mahenika, mikehana

Updated on 2025/07/29