Entry | 1 kelikely |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 kely |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Examples |
6 [2.324] Nandroso kelikely izy, ka tonga tao amin'ny tsena eo ambany avaratr'i Vohitra 7 [2.470] Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny 8 [2.471] Nolazaiko azy fa nividy sambolay kelikely aho, ka eny ambony ranomasina ankehitriny no lapako 9 [2.472] Nandroso kelikely foana ny diany dia tonga ny ala |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |