|
|
|
|

Teny iditra1  kely am-ponosana
Singan-teny  2 kely, 3 fonosana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zavatra kely raha jerena araka ny fonony, nefa be vidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 little when wrapped up, but of great value [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Petit sous l' enveloppe: peu volumineux, mais de grand prix [2.415#2195]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12