|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kendrena |
| Fototeny | 2 kendry |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tilina atao izay hahazoana azy, hahavoa azy: Kendren' ny saka ilay voronkely
5 Tadiavina ho azo: Ny soa no kendreko ho an' ny tanindrazako [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be aimed at, to be sought after
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on vise, qu'on se propose
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|