Entry | 1 kentana |
Part of speech | 2 adjective |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Kely ray, nefa marisidrisika sy mailamailaka |
Explanations in French |
6 [1.3#322] Petit, fluet mais vif, alerte |
Examples |
7 [2.470#] Tsy latsaka intsony ny ranomasony satria efa kentana angamba ny atidohany, ary toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |