|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ketrina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ilazana ny olona tsy mahalala na tsy manao zavatra tokony ho fantany, kely saina, tsy ampy saina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 stupid
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 stupide
[1.8] |
| Ohatra |
6 Fa ketrina sy adala avokoa izy rehetra
[2.996]
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 12 adala, 13 donanavelona, 14 dontosaina, 15 foka, 16 taraiky, 17 vendrana |
| Teny iditra (2/2) | 18 ketrina |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 fold, wrinkle
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 pli, ride
[1.8] |
| Fivaditsoratra | ketrina, 22 kitrane |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|