|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 taraiky |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Manao zavatra miadan-doatra
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 taraiky |
| Sokajin-teny | 5 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza
7 (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 simple, niais, qui rôde ça et là bêtement
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 13 taraikiraiky |
| Teny iditra (3/3) | 14 taraiky |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Anarana laharan-tsikidy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 the name of a certain column in the arrangement of the sikidy divination
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 nom d'une rangée des sikidy
[1.3] |
| Mpanahaka | 19 sikidy |
| Lahatsoratra |
20
|
| Fivaditsoratra | 21 ati-kira, taraiky, 22 tiriaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|