|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kiaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsipika na soritra hita kely; fiendahana kely ateraky ny rangotra na fikasohana mafy amin-javatra: Misy kiaka ny tanako
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a scratch; a grazing contact
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 égratignure, écorchure;
6 action d'effleurer en laissant une trace [1.8] 7 écorchure [1.13, 1.66.fr#323] 8 strie [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20 Kiakiaka |
| Teny iditra (2/2) | 21 kiaka |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23 Feo taitra mikarantsana mafy: Henonao ve ilay kiakan' olona tao?
[1.1] |
| Ohatra |
24 Farany, kiaka tokana no heno farany, dia izay.
[2.472#]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 37 Feo |
| Fivaditsoratra | 38 akaky, 39 kaika, 40 kakay, kiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|