|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kibolabola
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 bulle [1.13.fr#111]
Mpanahaka  4  tapoaka
Kamban-teny rehetra  5  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)6  kibolabola
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 empaka; mony na votrovotro [1.13.mg#111]
Fanazavàna teny frantsay  9 cloque; pustule [1.13.fr#111]
Voambolana  10  Fahasalamana

Teny iditra (3/3)11  kibolabola
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 karazan-tsakafo miaraka amin'ny tapotsin'atody ka mibontsina rehefa andrahoina [1.13.mg#111]
Fanazavàna teny frantsay  14 soufflé [1.13.fr#111]
Voambolana  15  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  kibolabola, 16 kilobaloba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09