|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tapoaka |
| Fototeny | 2 poaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Rano mamorivory, mandroadroatra: Tapoadrora; tapoa-tsavony
5 Fipoahana balaonina na tatavia feno rivotra ka vaky [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a bubble
7 an explosion, as of a burst bladder [1.2] 8 a soap bubble 9 a popping sound [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 bulle d'eau, d'air, de savon
11 petite explosion, comme celle d'une vessie pleine d'air qui éclate [1.3] 12 bulle de savon 13 petit bruit d'éclatement [1.8] 14 bulle [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 29 kibolabola |
| Kamban-teny rehetra | 30 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 31 tapoaka |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 soufflé
[1.13] |
| Voambolana | 34 Toe-karena: hanina |
| Teny iditra (3/4) | 35 tapoaka |
| Sokajin-teny | 36 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 cloque, pustule
[1.13] |
| Voambolana | 38 Fahasalamana |
| Teny iditra (4/4) | 39 tapoaka |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
41 jachère
[1.13] |
| Voambolana | 42 Toe-karena: fambolena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|