|
|
|
|

Teny iditra1  kibo malain-kanan-dratsy
Singan-teny  2 kibo, 3 malaina, 4 manana, 5 ratsy
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza ny ray aman-dreny niteraka tsy te hanana ny maditra ka miteny na mikapoka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12