|
|
|
|

Teny iditra1  kiboribory
Fototeny  2 boribory
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Manana endrika vorivory tahaka ny baolina na ny voasary [1.1]
5 miendrika atody [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 ovoïde [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  8 vato kiboribory

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09