|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 boribory
Fototeny  2bory
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza vaingan-javatra tsy misy zoronjorony na lavany sy sakany fa toy ny laoranjy na ny baolina: Boribory ny kanety ilalaovan' ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 round, spherical [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 sphérique, rond [1.3, 1.8]
7 (du malais bulat) Rond ou sphérique ; hazo boribory : bois rond, rondin. On dit par contre, bongo, haro bongo quand il s'agit d'un arbre vivant, de forme arrondie. [1.196]
Ohatra  8 Vato boribory (Pierre ronde) [1.3]
9 boribory ny tany [2.499]
10 Ary nisy filanjana volamena boribory misy voromahery volamena ao antampony [2.48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  21 Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 13 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)24 boribory
Sokajin-teny  25 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  26 obstinate [1.2, 1.7]
27 stubborn [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28 violent, injuste [1.3#90]
Kamban-teny rehetra  29mamaly boribory

Fivaditsoratra  30 boribory, 31 robiroby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02