Entry | 1 kilalao |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 lalao |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy |
Explanations in English |
7 [1.7] a toy, a plaything; play; theatricals |
Explanations in French |
8 [1.8] jouet; jeux, divertissements |
Other spellings | 9 kilaolao |
Synonyms | 10 tsilalao |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word kilalao |
Illustrations |
|
Anagrams | 13 alaliko, alikola, kilalao, lakaoly, lalaiko |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |