|
|
|
|

Teny iditra1  kilema
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsiny, takaitra: Misy kilemany itỳ latabatra itỳ
4 Lafin-toetra ratsy, tsy fahalavorariana: Tsy misy olombelona tsy misy kilema [1.1]
5 takaitra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 a deformity, a blemish, a scar [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 déformation, avarie [1.8]
8 infirmité, défaut [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  20  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 kalemy, kilema, 24 Melaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09