|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kimosamosa |
| Fototeny | 2 mosamosa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina
[1.10] 5 Jereo mosalahy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Comme mosalahy
[1.3#331] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|