|
|
|
|

Teny iditra1  kinanjo
Fototeny  2 kanjo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  4  kinanjo, tsy niverina Rainilidy [2.470#135]
5  Hehy no nantenaiko hasetriny ny teniko, kinanjo maso nanganohano no nibanjina ahy [2.471#22]
6  kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia [2.529#105]
Tovy hevitra  7 kanjo

Fivaditsoratra  8 ankonjy, kinanjo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10