|
|
|
|

Teny iditra1  kinasoka
Fototeny  2 kasoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voakasoka, kasohina: Nokinasony tamin' ny arim-bilany ny akanjony ka tezitra reniny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 frotté contre, remué dans: Nokinasoky ny arim-bilany ny patalohako (Mon pantalon à frotté contre la suie) [1.3#316]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 kinasoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12