Entry | 1 kingakinga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto. Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika |
Examples |
4 [2.895] kingakinga ery ny Komandy, nody. 5 [2.445] Olona kingakinga sy lalin-tsaina sady mahay zavatra, hono, izy io. 6 [2.472] Ireo ankizy kingakinga fihetsika sy tsaratsara fitafy, hono, nanontanian' ilay mpanadina ela mihitsy. |
Root | 7 kinga |
Derivatives |
|
Synonyms | 9 kinga |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |