|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kinotsa |
| Fototeny | 2 kotsa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 voakotsa, kotsaina, vonto: Nokinotsan' ny orana izahay omaly tany am-pitsangantsanganana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 mouillé, trempé
[1.3#365] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 voakotsa |
| Fivaditsoratra | 10 antsiko, 11 antsoky, 12 kaontsy, kinotsa, 13 kitsona, 14 santoky, 15 tsikona, 16 tsinako, 17 tsonika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|