|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kotsa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lena tanteraka toy ny voalavo tao anaty rano, vonto: Kotsan' ny ranonorana izy omaly ka nanavy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 soaking wet
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 trempé, mouillé
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 21 katso, kotsa, 22 tsako, 23 tsoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|