|
|
|
|

Entry (1/3)1  kinto
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Names :
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tezitra, vinitra, misamboaravoara
Explanations in French  5  [1.3#332, 1.19] fâché
6  [1.3#332] irrité, ennuyé, dérangé
7  [1.19] [Tankarana] qui pousse des soupirs ; troublé.

Entry (2/3)8  kinto
Part of speech  9  noun
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany
Explanations in French  11  [1.3#332] métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules
Examples  12  [1.437#] Dia ny akoho kinto no manarakaraka, fa ny akoholahy lava vava sy ny akoholahy fantàka dia atao ho ratsy.
Vocabulary  13  Zoology: birds

Entry (3/3)14  kinto
Part of speech  15  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  17  [1.1] Karazam-borombazaha kely
Explanations in French  18  [1.3#332] petit canard. Thalassornis leuconota. Smith.
Vocabulary  19  Zoology: birds
Synonyms  20  kintobeloha
Scientific name 

Anagrams  22  kinto, tokin

Updated on 2025/08/10