|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 -kira |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe hira |
| Ohatra |
3 Toy izany koa ny feon-kira, ets.
[2.346#4]
4 Vazobe koa no karazan-kira anankiray [1.437] 5 Io dia tonon-kira fankalazana na fiderana [1.318] |
| Teny iditra (2/3) | 6 kira |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 the scales of fish
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 les écailles des poissons
[1.8] |
| Voambolana | 10 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/3) | 11 kira |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 fiotazam-bomanga
[Taisaka]
[1.78] 14 Ny vanditry ny ravinkazo 15 Ny tsiratsiraky ny ravinkazo na tahon-kazo toy ny hozatrozatra izay azo atao kofehy: Ny kiran-drofia dia hoza-dravina fa ny kiran-tahon-drongony kosa dia hozataho. [1.1] 16 vanditra misampantsampana hita eny amin'ny pela-dravina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 vegetable fibers
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 nervure (comme celles du raphia).
[Tankarana]
[1.19] 19 fibres végétales [1.8] 20 nervure [1.13] 21 Nervures des feuilles et surtout la nervure principale ou « côte ». Quelquefois aussi nom des plantes dont on détache la nervure principale pour divers usages [1.196] 22 Longues fibres ou épidermes susceptibles de se détacher de certaines feuilles, comme celles du rafia, Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) [1.196] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 34 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 35 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 36 kary, kira, 37 rika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|