|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manakira |
| Fototeny | 2kira |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Maka na manala kiran-javatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to pull out fibers; to scale a fish [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tirer les fibres; écailler un poisson [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 manakirà |
| Fototeny | 12kira |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakira [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | 14 makirana, 15 manakirà, manakira, 16 manaraky, 17 maniraka, 18 miankara, 19 mikaraña, 20 mirakaña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|