|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kirihitrala |
| Singan-teny | 2 kirihitra, 3 ala |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[kirihitr' ala]
5 hazo madinika maro, mitambatra ho ala kely; ala kely mivondrona sy matevina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 A wood of shrubs or small trees.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Nom donné aux broussailles, à la végétation dense mais de petite taille qu'on trouve, en général, sur les sommets rocheux et les sols squelettiques. Perrier de la Bâthie parle souvent de « broussailles éricoïdes» c'est-à-dire ressemblant aux bruyères, pour désigner une telle végétation.
8 C'est une formation primitive qu'il ne faut pas confondre avec les « savoka » à philippia (Ericaceae). 9 Ces derniers se développent après destruction de la forêt primaire d'altitude par l'homme. [1.196] |
| Ohatra |
10 Tao anaty kirihitr' ala kely izao izy vao nijanona
[2.499#109]
11 Ambohitsoa dia fasana mitandahatra betsaka no teny, ka be vero sy kirihitrala. [1.437#] 12 Heniheny, alan-kerana, alan-kisatra ary kirihitrala no betsaka teny talohan'ny naha-tanimbary azy. [2.508#] |
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|