|
|
|
|

Teny iditra1  kirongo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza karazan-tandrok' omby miendri-bolantsinana, izany hoe boribory tsara ary mifanatona ny tendrony sy ny fotony [Merina, Betsileo, Bara] [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: fiompiana
Tsipelina hafa  5 korongo
Tovy hevitra  6 korongona
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  9  Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09