|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  korongo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza ny tandrok' omby izay mifanatona ny lohatendrony, mifanohitra amin' ny hoe "baka" ka nahatonga ny fitenenana hoe: "Raha baka mahay mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana" [Merina, Bara] [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  17  Toe-karena: fiompiana
Tsipelina hafa  18 kirongo
Tovy hevitra  19 korongona
Tsanganana sy sary iray takila  20  Bikan' ny tandrok' omby

Teny iditra (2/2)21  korongo
Sokajin-teny  22  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  23 mifaingotra [Bara] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19